seha-pibeazana
Fikambananana Skoto anatin'ny Organisation Mondiale du Mouvement Scout ny Antilin'i Madagasikara ary manabe zatovo lahy 6 ka hatramin'ny 25 taona. Miompana amin'ny maha olona manontolo ny fanabeazana Antily.
IREO SAMPANA

Lovitao
Sampana zandriny indrindra. Misy ireo ankizy 6 ka hatramin'ny 11 taona.

Mpianjoria
Sampana manabe ireo ankizy 12 ka hatramin'ny 14 taona.

MPamakilay
Sampana hahitana ireo zatovo 15 - 17 taona.

Mpiandalana
Sampana zokiny indrindra, misy ireo tovolahy 18 ka hatramin'ny 25 taona.
Singa fanabeazana
Hevitra fototra

Adidy amin'Andriamanitra
Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipisicing eiusmod tempor incididunt ut labore et dolore magna.

Adidy amin'ny hafa
Lorem ipsum dolor sit amet, consectetur adipisicing eiusmod tempor incididunt ut labore et dolore magna.

Adidy amin'ny tena